Devoir de Philosophie

madame de LA FAYETTE,

Publié le 16/04/2017

Extrait du document

fayette
RAMANANTSALAMA ARNAUD N°15 1ère S MALAGASY HOE IANAO DRAFITRA : I- TENY FAMPIDIRANA II- FAMELABELARANA a) Famaritana ny fanjanahan-tany frantsay b) Fanjanahana ara-tsaina d) Fanjanahana ara-toe-karena e) Tsikera III- TENY FAMARANANA I- TENY FAMPIDIRANA Nandritra ny taonjato faha-16 sy faha-17 dia ny Frantsay no anisan'ny firenena tena matanjaka teto an-tany niaraka tamin'ny Anglisy . Ka nandritra izany vanim-potoanan'ny fanjanahan-tany frantsay maneran- tany izany dia saika nozanahany avokoa ny firenena izay nahitany tombony . Ka i Madagasikara dia tafiditra tamin'izany. Tamin'ny 6 aogositra 1896 dia lasa zanatany frantsay i Madagasikara. Betsaka ny zavatra nosedrain'i Madagasikara tamin'izany ary mbola hita taratra hatramin'izao izany fanjanahan-tany frantsay izany. Ny boky MALAGASY HOE IANAO? !? nosoratan'ny mpampianatra Rakotonantoandro dia miresaka izany fanjanahan-tany frantsay izany, ao amin'ny fizarana fahefatra p96-104. Tamin'ny 1958 dia nahazo ny fahaleovan-tenany i Madagasikara. Ka 57 taona izay no nolazaina hoe firenena mahaleo-tena i Madagasikara. Kanefa tsy dia izany loatra no hita amin'izao. Ka tena firenena mahaleo-tena tokoa ve i Madagasikara ary efa vita tanteraka ve ny « fanjanahan-tany » ? Hamaliana izany fanontaniana izany dia ho hitantsika eto amboalohany ny famaritana ny fanjahan-tany frantsay. Manaraka izany ny fanjanahan-tsaina, ny fanjanahana ara-toe-karena ary farany ny tsikera. Toe-javatra lehibe niseho teto Madagasakira ny fanjanahan-tany. Ary nisy fiantraikany lehibe tamin'ny firenena. Ka ny fiantraikan'izany dia voazanaka tanteraka Madagasikara na ara -tsaina na ara-toe-karena . Ary niteraka fahasimban'I Madagasikara ka lasan'ny Frantsay no nanjaka teo amin"ny tanin'ny Malagasy. Andeha ary ho dinihina ny atao hoe fanjanahan-tany. II- TENY FAMELABELARANA Ny teny hoe fanjanahan-tany dia ...
fayette

« DRAFITRA : I- TENY FAMPIDIRANA II- FAMELABELARANA a) Famaritana ny fanjanahan-tany frantsay b) Fanjanahana ara-tsaina d) Fanjanahana ara-toe-karena e) Tsikera III- TENY FAMARANANA I- TENY FAMPIDIRANA Nandritra ny taonjato faha-16 sy faha-17 dia ny Frantsay no anisan’ny firenena tena matanjaka teto an-tany niaraka tamin’ny Anglisy .

Ka nandritra izany vanim-potoanan’ny fanjanahan-tany frantsay maneran- tany izany dia saika nozanahany avokoa ny firenena izay nahitany tombony .

Ka i Madagasikara dia tafiditra tamin’izany. 2. »

↓↓↓ APERÇU DU DOCUMENT ↓↓↓

Liens utiles